2 Samoela 9:7 MG1865

7 Ary hoy Davida taminy: Aza matahotra, fa hasiako soa tokoa ianao noho ny amin'i Jonatana rainao, ary hampodiko ho anao ny tany rehetra izay an'i Saoly rainao, ary ianao hihinana eo amin'ny latabatro mandrakariva.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 9

Jereo 2 Samoela 9:7 amin'ny teny manodidina.