12 dia omena anao ny fahendrena sy fahalalana; ary homeko vola aman-karena sy voninahitra koa ianao, mihoatra noho izay nananan'ny mpanjaka rehetra na iza na iza tany alohanao, ary tsy hisy hanana tahaka izany ny any aorianao.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 1
Jereo 2 Tantara 1:12 amin'ny teny manodidina.