2 Tantara 10:12 MG1865

12 Ary Jeroboama sy ny vahoaka rehetra dia nankany amin-dRehoboama tamin'ny andro fahatelo, araka ilay nolazain'ny mpanjaka hoe: Mankanesa atỳ amiko indray amin'ny andro fahatelo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 10

Jereo 2 Tantara 10:12 amin'ny teny manodidina.