2 Tantara 10:6 MG1865

6 Ary Rehoboama mpanjaka naka saina tamin'ny zoki-olona izay nitoetra teo anatrehan'i Solomona rainy fony fahavelony ka nanao hoe: Ahoana no hevitra omenareo havaly ny vahoaka?

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 10

Jereo 2 Tantara 10:6 amin'ny teny manodidina.