2 Tantara 11:12 MG1865

12 Ary tamin'ny isam-bohitra dia nasiany ampinga lehibe sy lefona avokoa, sady nohamafiny dia nohamafiny ny vohitra; ary ny Joda sy ny Benjamina no nomba azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 11

Jereo 2 Tantara 11:12 amin'ny teny manodidina.