2 Tantara 11:16 MG1865

16 Ary na iza na iza tamin'ny firenen'Isiraely rehetra no nanolotra ny fony hitady an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, dia nanaraka ireo nankany Jerosalema hamono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 11

Jereo 2 Tantara 11:16 amin'ny teny manodidina.