2 Tantara 11:21 MG1865

21 Ary Rehoboama tia an'Imaka, zanakavavin'i Absaloma, mihoatra noho ny vadiny sy ny vaditsindranony rehetra (fa naka vady valo ambin'ny folo sy vaditsindrano enim-polo izy ka niteraka lahy valo amby roa-polo sy vavy enim-polo).

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 11

Jereo 2 Tantara 11:21 amin'ny teny manodidina.