2 Tantara 11:23 MG1865

23 Ary hendry izy ka nampiely ny zanany eran'ny tanin'ny Joda sy ny Benjamina rehetra, dia tany amin'ny tanàna mimanda rehetra, ka nomeny hanina betsaka sady nitadiavany vady maro.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 11

Jereo 2 Tantara 11:23 amin'ny teny manodidina.