2 Tantara 11:4 MG1865

4 Izao no lazain'i Jehovah: Aza mandeha hiady amin'ny rahalahinareo, fa samia mody any an-tranony avy ianareo, fa avy amiko izao zavatra izao. Ary nihaino ny tenin'i Jehovah ny olona, ka dia samy lasa nody, fa tsy nandeha hamely an'i Jeroboama.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 11

Jereo 2 Tantara 11:4 amin'ny teny manodidina.