2 Tantara 12:10 MG1865

10 Ary Rehoboama mpanjaka nanao ampinga varahina ho solon'ireny ka nanolotra azy ho eo an-tànan'ny lehiben'ny mpiambina, izay niambina ny varavaran'ny tranon'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 12

Jereo 2 Tantara 12:10 amin'ny teny manodidina.