16 Ary Rehoboama lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida izy; ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 12
Jereo 2 Tantara 12:16 amin'ny teny manodidina.