2 Tantara 12:5 MG1865

5 Ary Semaia mpaminany tonga tao amin-dRehoboama sy ireo mpanapaka ny Joda, izay tafangona tany Jerosalema noho ny amin'i Sisaka, ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Hianareo efa nahafoy Ahy, koa Izaho kosa dia mba nahafoy anareo ho eo an-tànan'i Sisaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 12

Jereo 2 Tantara 12:5 amin'ny teny manodidina.