2 Tantara 13:10 MG1865

10 Fa ny aminay kosa, dia Jehovah no Andriamanitray ka tsy mba nahafoy Azy izahay; ary ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an'i Jehovah, dia ny taranak'i Arona; ary ny Levita koa manao ny raharahany;

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 13

Jereo 2 Tantara 13:10 amin'ny teny manodidina.