2 Tantara 13:12 MG1865

12 Ary, indro, ato aminay Andriamanitra ho mpitarika anay, ary ny mpisorony sy ny trompetra avo faneno hotsofina mafy hamelezana anareo Ry Zanak'isiraely ô, aza miady amin'i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo; fa tsy hambinina ianareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 13

Jereo 2 Tantara 13:12 amin'ny teny manodidina.