2 Tantara 13:15 MG1865

15 Dia nihoby ny lehilahy amin'ny Joda; ary raha nihoby izy, Andriamanitra dia namely an'i Jeroboama sy ny Isiraely rehetra teo anoloan'i Abia sy ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 13

Jereo 2 Tantara 13:15 amin'ny teny manodidina.