2 Tantara 13:3 MG1865

3 Ary Abia niantomboka niady ka nitondra miaramila mahery, dia lehilahy efatra hetsy voafantina; ary Jeroboama kosa nandahatra ny azy hiady aminy, dia lehilahy valo hetsy voafantina, samy mahery avokoa.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 13

Jereo 2 Tantara 13:3 amin'ny teny manodidina.