2 Tantara 13:5 MG1865

5 Moa tsy tokony ho fantatrareo va fa nomen'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ho an'i Davida mandrakizay ny fanjakan'ny Isiraely? dia ho azy sy ny taranany amin'ny fanekena nasiantsira.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 13

Jereo 2 Tantara 13:5 amin'ny teny manodidina.