2 Tantara 14:12 MG1865

12 Ary Asa sy ny vahoaka teo aminy nanenjika azy hatrany Gerara, ka dia nahafatesana be ny Etiopiana ka tsy naharina intsony; fa voaringana teo anoloan'i Jehovah sy ny miaramilany izy, ka nahazoan'ny Joda babo betsaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 14

Jereo 2 Tantara 14:12 amin'ny teny manodidina.