2 Tantara 14:7 MG1865

7 Ary Asa nanana miaramila, dia telo hetsy mpitana ampinga lehibe sy lefona avy tamin'ny Joda, ary valo alina amby roa hetsy mpitana ampinga sy tsipìka avy amin'ny Benjamina; ireo rehetra ireo dia lehilahy mahery avokoa.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 14

Jereo 2 Tantara 14:7 amin'ny teny manodidina.