2 Tantara 15:9 MG1865

9 Ary novoriny ny Joda sy ny Benjamina rehetra sy ny vahiny teo aminy izay avy tany amin'ny Efraima sy ny Manase ary ny Simeona; fa betsaka no nanatona azy avy tamin'ny Isiraely, raha hitany fa Jehovah Andriamaniny no teo aminy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 15

Jereo 2 Tantara 15:9 amin'ny teny manodidina.