2 Tantara 17:14 MG1865

14 Ary izao no nandaminana azy araka ny fianakaviany avy: Ny mpifehy arivo tamin'ny Joda dia Adna komandy, ary ny fehiny dia lehilahy mahery telo hetsy;

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 17

Jereo 2 Tantara 17:14 amin'ny teny manodidina.