2 Tantara 17:2 MG1865

2 Ary namponina miaramila tamin'ny tanàna mimanda rehetra eran'i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin'ny tany Joda sy tany amin'izay tanànan'ny Efraima efa azon'i Asa rainy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 17

Jereo 2 Tantara 17:2 amin'ny teny manodidina.