5 Koa dia nampitoerin'i Jehovah teo an-tànany ny fanjakana; ary ny Joda rehetra nitondra fanomezana ho an'i Josafata, ka dia nanana harena sy voninahitra be izy.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 17
Jereo 2 Tantara 17:5 amin'ny teny manodidina.