2 Tantara 17:7 MG1865

7 Ary tamin'ny taona fahatelo nanjakany dia naniraka ny mpanapaka izy, dia Benaila sy Obadia sy Zakaria sy Netanela ary Mikaia, hampianatra tany amin'ny tanànan'ny Joda,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 17

Jereo 2 Tantara 17:7 amin'ny teny manodidina.