2 Tantara 17:9 MG1865

9 Ary nampianatra tany Joda izy ireo, ka nentiny ny bokin'ny lalàn'i Jehovah, dia nitety ny tanànan'ny Joda rehetra izy ka nampianatra teny amin'ny olona.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 17

Jereo 2 Tantara 17:9 amin'ny teny manodidina.