2 Tantara 18:25 MG1865

25 Dia hoy ny mpanjakan'ny Isiraely: Raiso Mikaia, ka ento miverina izy ho any amin'i Amona, komandin'ny tanana, sy ho any amin'i Joasy, zanaky ny mpanjaka,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:25 amin'ny teny manodidina.