2 Tantara 18:3 MG1865

3 Ary hoy Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, tamin'i Josafata, mpanjakan'ny Joda: Mba hiaraka amiko ho any Ramota-gileada va ianao? Dia hoy izy taminy: Eny fa tahaka ny tenanao ihany aho, ka ny oloko dia olonao; koa hiaraka aminao ho any an-tafika izahay.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:3 amin'ny teny manodidina.