2 Tantara 18:34 MG1865

34 Ary nihamafy ny ady tamin'izany andro izany; ary ny mpanjakan'ny Isiraely nihafy nitsangana teo amin'ny kalesiny tandrifin'ny Syriana mandra-paharivan'ny andro; fa nony efa hilentika ny masoandro, dia maty izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:34 amin'ny teny manodidina.