2 Tantara 18:5 MG1865

5 Ary ny mpanjakan'ny Isiraely dia nanangona ny mpaminany efajato lahy ka nanao taminy hoe: Handeha hanafika an'i Ramota-gileada va isika, sa hijanona ihany aho ? Dia hoy ireo: Mandehana, fa hatolotr'Andriamanitra eo an-tananao izy, ry mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:5 amin'ny teny manodidina.