2 Tantara 18:9 MG1865

9 Ary ny mpanjakan'ny Isiraely sy Josafata, mpanjakan'ny Joda, samy nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany avy teo amin'ny famoloana eo anoloan'ny vavahadin'i Samaria, sady samy efa niakanjo ny akanjony avy; ary ny mpaminany rehetra naminany teo anatrehany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:9 amin'ny teny manodidina.