16 Ary Solomona nanisa ny lehilahy hafa firenena rehetra izay nonina tamin'ny tanin'ny Isiraely araka ny nanisan'i Davida rainy Lzy, ary ny isany dia enin-jato amby telo arivo amby dimy alina sy iray hetsy.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 2
Jereo 2 Tantara 2:16 amin'ny teny manodidina.