2 Tantara 2:5 MG1865

5 Nefa iza no mahay manao trano ho Azy? Fa ny lanitra ary ny lanitry ny lanitra aza tsy omby Azy. Ka iza moa aho, no hanao trano ho Azy, afa-tsy ny handoroana ditin-kazo manitra eo anatrehany ihany?

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 2

Jereo 2 Tantara 2:5 amin'ny teny manodidina.