2 Tantara 20:37 MG1865

37 Ary Eliezera, zanak'i Dodavaho, avy any Maresa, naminany ny amin'i Josafata hoe: Noho ny nikambananao tamin'i Ahazia dia horavan'i Jehovah ny asanao. Ary nahavakiana ny sambo ka tsy nahazo nankany Tarsisy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:37 amin'ny teny manodidina.