2 Tantara 20:9 MG1865

9 Raha manjo anay ny loza, na sabatra, na famaliana, na areti-mandringana, na mosary, ary hitsangana manatrika ity trano ity sy eto anatrehanao izahay (fa ny anaranao no amin'ity trano ity) ka hitaraina aminao amin'ny fahorianay, dia hihaino Hianao ka hamonjy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:9 amin'ny teny manodidina.