2 Tantara 21:13 MG1865

13 fa nandeha tamin'ny lalan'ny mpanjakan'ny Isiraely kosa ianao ka nampijangajanga ny Joda sy ny mponina any Jerosalema toy ny fijangajangan'ny taranak'i Ahaba, sady novonoinao koa ny rahalahinao nateraky ny rainao, izay tsara noho ianao,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 21

Jereo 2 Tantara 21:13 amin'ny teny manodidina.