17 ary niakatra tany Joda ireo ka nisesika tao, dia nobaboiny ny fananana rehetra izay an'ny ankohonan'ny mpanjaka mbamin'ny zanany sy ny vadiny koa, ka tsy nisy zanany intsony, afa-tsy Joahaza faralahiny ihany.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 21
Jereo 2 Tantara 21:17 amin'ny teny manodidina.