2 Tantara 22:2 MG1865

2 Roa amby efa-polo taona Ahazia, fony izy vao nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Atalia, zanak'i Omry.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 22

Jereo 2 Tantara 22:2 amin'ny teny manodidina.