2 Tantara 22:6 MG1865

6 Dia niverina mba hotsaboina tao Jezirela izy amin'ny feriny tamin'ny nahavoazana azy tao Rama, fony izy niady tamin'i Hazaela, mpanjakan'i Syria. Ary Azaria, zanak'i Jehorama, mpanjakan'ny Joda, nidina mba hamangy an'i Jorama, zanak'i Ahaba, tao Jezirela, satria marary izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 22

Jereo 2 Tantara 22:6 amin'ny teny manodidina.