2 Tantara 22:8 MG1865

8 Ary tamin'ny namalian'i Jeho ny taranak'i Ahaba dia hitany ireo mpanapaka ny Joda sy ny zana-drahalahin'i Ahazia, izay nanompo an'i Ahazia, ka novonoiny.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 22

Jereo 2 Tantara 22:8 amin'ny teny manodidina.