2 Tantara 23:14 MG1865

14 Fa nasain'i Joiada navoaky ny kapiteny! mpifehy ny miaramila, izy, ka hoy izy tamin'ireo: Avoahy eny ivelan'ny filaharana izy, ary izay manaraka azy dia vonoy amin'ny sabatra. Fa ny mpisorona efa nandrara hoe: Aza vonoina eto an-tranon'i Jehovah izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 23

Jereo 2 Tantara 23:14 amin'ny teny manodidina.