2 Tantara 23:17 MG1865

17 Ary ny vahoaka vehetra niditra tao an-tranon'i Bala ka nandrava azy; ny alitara sy ny endri-javatra dia notorotoroiny avokoa, ary Matana, mpisoron'i Bala, novonoiny teo anoloan'ny alitara.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 23

Jereo 2 Tantara 23:17 amin'ny teny manodidina.