2 Tantara 23:7 MG1865

7 Ary ny Levita hanemitra manodidina ny mpanjaka, samy mitana ny fiadiany avy; ka na iza na iza miditra ao an-trano dia Vonoy, ary arahonareo ny mpanjaka, na miditra na mivoaka izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 23

Jereo 2 Tantara 23:7 amin'ny teny manodidina.