2 Tantara 24:25 MG1865

25 Ary nony nilaozany tamin'ny faharariany mafy izy, ny mpanompony dia niodina taminy noho ny ran'ny zanak'i Joiada mpisorona, ka namono azy teo am-pandriany, dia maty izy; ary naleviny tany an-Tanànan'i Davida ihany izy, nefa tsy tao amin'ny fasan'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 24

Jereo 2 Tantara 24:25 amin'ny teny manodidina.