2 Tantara 25:1 MG1865

1 Dimy amby roa-polo taona Amazia, fony izy vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Joadana, avy any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:1 amin'ny teny manodidina.