2 Tantara 25:14 MG1865

14 Ary Amazia, nony niverina avy nanafika ny Edomita, dia nitondra ny andriamanitry ny taranak'i Seira ka nanangana azy ho andriamaniny; ary niankohoka teo anatrehany izy sady nandoro ditin-kazo manitra ho azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:14 amin'ny teny manodidina.