2 Tantara 25:19 MG1865

19 Lazainao fa namely an'i Edoma ianao, ka dia nanesika anao hirehareha ny fonao; mitoera ihany ange ao an-tranonao, fa nahoana no hihaika ny loza hahalavo ny tenanao mbamin'ny Joda koa ianao?

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:19 amin'ny teny manodidina.