2 Tantara 25:24 MG1865

24 Ary nalainy avokoa ny volamena sy ny volafotsy rehetra ary ny fanaka rehetra izay hita tao an-tranon'Andriamanitra tao amin'i Obed-edoma sy tamin'ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka mbamin'ny olona natao antoka koa, ka dia niverina ho any Samaria izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:24 amin'ny teny manodidina.