2 Tantara 26:16 MG1865

16 Ary nony nahery izy, dia niavonavona ny fony, ka nanao izay ratsy izy, fa nivadika tamin'i Jehovah Andriamaniny ka niditra tao amin'ny tempolin'i Jehovah handoro ditin-kazo manitra teo amln'ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 26

Jereo 2 Tantara 26:16 amin'ny teny manodidina.