2 Tantara 28:10 MG1865

10 Ary ankehitriny ny taranak'i Joda sy Jerosalema dia kasainareo handevozina ho andevolahinareo sy ho andevovanivareo; ka moa ianareo ireo va tsy mba manan-keloka amin'i Jehovah Andriamanitrareo koa?

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 28

Jereo 2 Tantara 28:10 amin'ny teny manodidina.