2 Tantara 28:27 MG1865

27 Ary Ahaza lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-tanàna Jerosalema izy, fa tsy mba natao tao amin'ny fasan'ny mpanjakan'ny Isiraely. Ary Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 28

Jereo 2 Tantara 28:27 amin'ny teny manodidina.